msh_exo_text_udb/04/04.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 4 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: " Ahenjagno gny tagnanao ka rambeso amin'ny ohinio." Ka la nagnenja ie ka nandramby bibilava egny. La nanjary tehy tantagnany egny ndraiky. \v 5 Zay la mba hahaizan-drozy mino fa Yaveh, gny Ndranagnahary ny gny razan-drozy, Ndragnaharin' i Abrahama, Ndragnaharin'i Isaka, voho Ndragnaharin'i Jakoba ro fa niboaky taminao."