msh_exo_text_udb/04/01.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 1 Namaly Mosesy hoe: " Ka manao akory laha tsy mino gnahy rozy na tsy mijanjy gnahy fa hivola koa hoe: " Tsy niboaky aminao va Yaveh?" \v 2 Hoy Yaveh taminy: " Ino igny an-tagnanao igny?" Namaly Mosesy hoe: " Tehy" \v 3 Hoy Yaveh hoe: " Atoraho antany eo" Nanoraky an'izay an-tany eo Mosesy, ka nanjary bibilava. Nandositsy zany i Mosesy.