msh_exo_text_udb/03/16.txt

1 line
822 B
Plaintext

\v 16 Mandehana ka avorio miaraky reo lohaolon'ny gny Israely. Volagno amin-drozy hoe: " Yaveh, Ndranagnahary ny gny razanareo, Ndragnaharin'Abrahama, NdragnaharinIsaka, Ndragnaharin'i Jakoba, fa niseho tamiko ka nanao hoe: " Fa nandiniky anareo vatany zaho, ka nahita zay natao taminao tagny Egypta". \v 17 Fa nampitama Zaho fa handay anareo hienga amin'ny fampijalea ao Egypta ho agny amin'ny tanin'ireo Kananita, Hetita, Amorita, Perizita voho reo Jebosita, tany tondra-dronono voho tantely." \v 18 Hijanjy gnanao rozy. Tsy maintsy nagnampy amin'ny gny mpanjakan'i gny Egyptiana iha voho reo lohaolon'ny Israely, ka zao ro tsy maintsy volagninareo aminy hoe: " Yaveh, Ndranagnaharin'ny Hebreo la fa nihaino taminy. Ka engao rahay handeha hateloa andiamonto agny, mba hahafahanay hanao soro ho an'i Yaveh Ndragnaharinay.