msh_exo_text_udb/03/09.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 9 Henanizao fa avy amiko atoy reo fitaraignan'ny gnolon'Israely. Ka la hitako gny fampijalea nataon'ireo Egyptiana. \v 10 Noho ny zay, hagniraky gnanao ho agny amin'i Farao zaho mba hahafahanao handay gnoloko, reo Israelita, hiala ao Egypta."