msh_exo_text_udb/03/07.txt

1 line
430 B
Plaintext

\v 7 Hoy Yaveh hoe: " Hitako gny fijalean'ny gnoloko zay tao Egypta. Fareko gny fitaraignan-drozy nohon'ny gnamin'ireo mpifehy gnazy, fotony haiko gny momban'ny gny fijalian-drozy. \v 8 Ka nijotso zaho mba hagnafaky an-drozy amin'ny gny fahefan'ireo Egyptiana ka handay an-drozy hiakatsy bak'amin'io tany io ho agny amin'ny tany soa, voho midadasiky, ho agny amin'ny gny tany tondra-dronono voho tantely Hivita, voho reo Jebosita.