msh_exo_text_udb/03/04.txt

1 line
552 B
Plaintext

\v 4 Ka lafa nihitan'i Yaveh fa namonjy mariniky ie mba hanenty, la nikaiky gnazy bakeo amin'ny gny voaroy Ndranagnahary ka nanao hoe: " Mosesy. La hoy Mosesy hoe: " Intoy zaho" \v 5 La hoy Ndranagnahary hoe: " Ka mankariniky loatsy! Zaho antombokao egny gny kiraronao, fa gny toera zay itsangananao, tany fa voatoka ho Gnahy." \v 6 Nampeany hoe:" Izaho ro Ndranagnahary ny gny razanao, Ndranagnaharin'i Abrahama , Ndranagnaharin'i Isaka, voho Ndranagnaharin'i Jakoba." La nanako gny tarehiny Mosesy, fotony natahotsy gny hanenty an'i Ndranagnahary ie.