msh_exo_text_udb/02/07.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 7 Ka hoy gnanabavin'ny zazegny tamin'ny gnanakampelan'i Farao hoe: " Tokony handeha ka hila ampela Hebreo mba hita aja toy ho gnanao va zaho?" \v 8 La hoy anakampelan'i Farao taminy hoe: " Mandehana". Ka la nandeha ampelegny ka nangalaky gny renin'ny lay aja.