msh_exo_text_udb/01/01.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 1 Reto gny agnaran'ireo anakilahin' Israely zay nagnagny Egypta nisondry tagnamin'i Jakoba, zay nisondry tagnamin'ireo avorohotany avy: \v 2 Robena, Simeona, Levy sady Joda; \v 3 Isakara, Zebolona, voho Benjamina, \v 4 Dana, Naltaly, Gada sady Asera. \v 5 Reo taranak'i Jakoba iaby la miisa fitopolo. Josefa kosa la fa tagny Egypta.