\v 17 Hoy Yaveh tamin' i Mosesy: " Ataoko avao koa raha nangatahinao zay, fa nahita hatea ta masoko iha, ndraiky mahay anao ami-gnagnara zaho." \v 18 Hoy i Mosesy:" Mba atoro ahy lahy gny voninahitrao.