\v 23 Fotoa maro tafara atoy, la nimaty gny mpanjakan'i Egypta. Niay nohon'ny gnasa fagnandevoza reo Israelita. Nila vonjy rozy, ka niakatsy tagny amin'ny Ndranagnahary gny fitaraignan-drozy nohon'ny fagnandevoza an-drozy. Lafa niren-Dranagnahry gny senton-drozy, la nahatiaro gny fagnenkegnany tamin'i Abrahama, tamin'Isaka, voho tamin'i Jakoba Ndranagnahary. \v 25 Hitan'i Ndranagnahary reo Israelita, ka tsapany gny nahazo gnazy.