\v 10 Nataon-drozy tamy gny andala efatry reo vato soa. Gny andala voalohany la robia,topazy,sady garnety.\v 11 Gny andala faharoe la nisy emeralda,safira,sady diamondra. \v 12 Gny andala fahatelo la nisy