\v 1 Ka magnome tatitsy diso na momban'ia na momban'ia. Ka mikamba amin'ny olo raty fagnahy mba ho vavolombelo tsy to. \v 2 Ka magnaraky gny maro hanao raty, na ia mety hijoro vavolombelo laha manaraky gny maro mba hamadiky gny babany. \v 3 Ka miangatsy amin'ny mahantra agny amin'ny fitsara gnazy.