\v 34 Apetrahonao eo amigny fiaran'ny vavolombelo gny sarom-pagnavota , ze ao amigny toera masy mare . \v 35 Apetrahonao ambohony gny siky gny l;atabo . Apetrahonao tandrify gny latabo eo amigny lafiny antimo gny tabernakely gny fanaovanjiro . Gny latabo noho tsy maintsy ao amigny lafiny avaratsy .