\v 28 Hoy i Farao hoe: " Hagnenga anareo handeha voho hanao soro ho gnan'i Yaveh Ndranagnaharinareo agny an-efitsy zaho. Fa ao koa tsy handeha lavitsy mare nareo. Mivavaha ho gnahy." \v 29 Hoy i Mosesy hoe: Vo miboaky bak'aminao zaho la hivavaky agnamin'i Yaveh mba hialan-gny lalitsy maro eo agnaminao, Farao, voho reo mpanomponao sady gny olonao hamaray. Fa ao iha tsy hamitaky sasy amin-gny tsy fagnenga gny olonay handeha hanao soro ho gnan'i Yaveh".