\V 8 Ka nikaiky gnan'i Mosesy voho Arona i Farao ka nisafa hoe: " Mivavaha amin'i Yaveh mba halany gny tsaboketra eto agnamiko voho amy reo oloko. La hagnenga gny olo handeha zaho, mba hahafahan-drozy reo manao soro ho Gnazy." \v 9 Hoy Mosesy tamin'i Farao hoe: Iha la mana fahafaha hisafa agnamiko hoe mbia zaho ro tokony hivavaka ho gnanao, reo mpanomponao, sady reo olonao vahoakanao zaho, mba hanala reo tsaboketra eo aminao voho gny avorohotanao ka hiegny agny an-drenirano avao.