\v 10 Tsy maintsy hagnandesa vantots'Aombilahy eo agnatrehan'ny lay fihaogna nareo iaby, no i Arona no reo anany noho tsy maintsy mametraky gny tagnan-drozy amigny lohany zay. \v 11 Tsy maintsy mamono vantots'Aombilahy eo agnatrehan'i Iaveh eo amigny fandrea amiggny lay fihaogna nareo.