auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-18 08:07:44 +03:00 committed by root
parent 1a34c08a1b
commit f0b5837946
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 Eo amigny moron-tombony, noho asianao sarin'apongaben-dagnitsy manga, volomparasy, no jaky magnodidy azy. Reo lakolosy Ndragnahary noho tsy maintsy mielakela magnodidy izany. \v 34 Tsy maintsy misy lakolosy volamena noho apongaben-dagnitsy, lakolosy volamena noho apongamben-dagnitsy__ no manahaky gnan'izay hatrany__magnodidy gny moron-tomboky gny akanjo lava. \v 35 Tokony hagnanovan'i Arona gny akanjo
\v 33 Eo amigny moron-tombony, noho asianao sarin'apongaben-dagnitsy manga, volomparasy, no jaky magnodidy azy. Reo lakolosy Ndragnahary noho tsy maintsy mielakela magnodidy izany. \v 34 Tsy maintsy misy lakolosy volamena noho apongaben-dagnitsy, lakolosy volamena noho apongamben-dagnitsy__ no manahaky gnan'izay hatrany__magnodidy gny moron-tomboky gny akanjo lava. \v 35 Tokony hagnanovan'i Arona gny akanjo lava lafa manompo ie, mba ho re gny feon'izay lafa militsy ao amigny toera masy eo agnatrehan'i Iaveh no mimboaky ie. Natao zay mba tsy ho maty ie.