auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-16 06:45:06 +03:00 committed by root
parent efe2388dd4
commit e84ada3dc8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Hoy rozy hoe: " Fanihao taminy gny Ndragnaharin'ireo Hebreo. Engao rahay handeha hateloa agnala agny ka hanao soro ho an'i Yaveh Ndragnaharinay mba tsy hanafihany gnanay amin'ny gny loza na amin'ny gny sabatsy. \v 4 Fa hoy gny mpanjakan'ny tami
\v 3 Hoy rozy hoe: " Fanihao taminy gny Ndragnaharin'ireo Hebreo. Engao rahay handeha hateloa agnala agny ka hanao soro ho an'i Yaveh Ndragnaharinay mba tsy hanafihany gnanay amin'ny gny loza na amin'ny gny sabatsy. \v 4 Fa hoy gny mpanjakan'ny tamin-drozy hoe: " Ry Mosesy voho Arona, nagnino nareo ro mangalaky gnolo amin'ny asan-drozy." Mimpoly amin'ny gnasanareo." \v 5 Hoy koa ie hoe: " Henanizao misy vahoaky He