auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-18 10:10:13 +03:00 committed by root
parent 7a71c9cf57
commit e2359cf8b7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 Tsy maintsy mangalaky gny aondrilahy ho gnan'ny fametraha mpisoro ho Gnahy voho miketriky gny henany ao amin'ny toera masy nareo.\v 32 Arona voho reo gnanany la tsy maintsy mihina gny henan'ny aondrilahy voho gny mofo zay tao agnatin'ny sobiky tamin'ny fidira teo magnany amin'ny lay fihaogna.\v 33 Rozy la tsy maintsy mihina gny hena voho gny mofo zay nomea mba hagnorena gnan-drozy voho hanokana gna-drozy,mba ho voatoka ho Gnahy .Tsy misy olo hafa tokony hihina gny hany,fotony rozy la tsy maintsy manao anizay manahaky gny hoe nihamasiny ho Gnahy,natoka ho Gnahy .\v 34 Laha misy
\v 31 Tsy maintsy mangalaky gny aondrilahy ho gnan'ny fametraha mpisoro ho Gnahy voho miketriky gny henany ao amin'ny toera masy nareo.\v 32 Arona voho reo gnanany la tsy maintsy mihina gny henan'ny aondrilahy voho gny mofo zay tao agnatin'ny sobiky tamin'ny fidira teo magnany amin'ny lay fihaogna.\v 33 Rozy la tsy maintsy mihina gny hena voho gny mofo zay nomea mba hagnorena gnan-drozy voho hanokana gna-drozy,mba ho voatoka ho Gnahy .Tsy misy olo hafa tokony hihina gny hany,fotony rozy la tsy maintsy manao anizay manahaky gny hoe nihamasiny ho Gnahy,natoka ho Gnahy .\v 34 Laha misy ambiny amin-gny maray reo henan'ny fagnatitsy fanokagna,naze mofo ro tsy maintsy oroanareo tsy azo hany zay fotony fa navahy ho Gnahy.