auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-13 15:24:46 +03:00 committed by root
parent 884017a1da
commit ceadad2aa5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Sady hoy i Yaveh tagnamin'i Mosesy voho Arona hoe: " Mangala lavenoky eran-gny tana bak'amin-gny lafaoro. Iha , Mosesy, ro tsy maintsy hanipy reo lavenoky egny amin-gny rivotsy laha i Farao manenty igny. \v 9 Ho lasa vovoky madini
\v 8 Sady hoy i Yaveh tagnamin'i Mosesy voho Arona hoe: " Mangala lavenoky eran-gny tana bak'amin-gny lafaoro. Iha , Mosesy, ro tsy maintsy hanipy reo lavenoky egny amin-gny rivotsy laha i Farao manenty igny. \v 9 Ho lasa vovoky madiniky manera gny tany Egypta iaby. Hahavy vay voho fery hiboaky amin'ireo olo voho reo biby manera gny tany egypta iaby zany. \v 10 Koa la lavenoky bak'ao amin-gny lafaoro i Mosesy voho Arona sady nijoro teo