auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-25 06:21:14 +03:00 committed by root
parent c837ec0315
commit a053a72e0d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Eo amin'ny fipetrahan-jiro, teo amin'ny tahony agnivony , la nisy kapoaky afatsy natao manahaky gny amandia mamelatsy, niaraky tamin'ny kiborin-drozy vo reo hazo tamin'ny kibory raiky tao ambanin'ny sampana roa voalohany__zay natao raiky aminy, sady kibory raiky tao ambanin'ny sampana roa faharoa__natao raiky aminy avao koa izay.
\v 20 Eo amin'ny fipetrahan-jiro, teo amin'ny tahony agnivony , la nisy kapoaky afatsy natao manahaky gny amandia mamelatsy, niaraky tamin'ny kiborin-drozy vo reo hazo tamin'ny kibory raiky tao ambanin'ny sampana roa voalohany__zay natao raiky aminy, sady kibory raiky tao ambanin'ny sampana roa faharoa__natao raiky aminy avao koa izay. Tamin'ny fomba mitovy la nisy kibory raiky tao ambanin'ny sampany roa hafatelo, natao raiky aminy. Sady manahaky izay koa reo samapany eny niboaky tao amin'ny fipetrahan-kiro. \v 22 Gny kibory vo gny sampan-drozy la raiky aminy, sombin'asam-bolamena tsy miharo raiky.