Update '31/12.txt'

change \c 12 to \v 12
This commit is contained in:
lucasm 2023-04-28 18:59:26 +00:00
parent 952bdebdb7
commit 8e397d73a7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 12 Yaveh niresaky tamin'i Mosesy ka nanao hoe:"\v 13 Volagno Israelita reo hoe:"Tsy miantsy hajanareo tokoa gnandro Sabatan'i Yaveh,fa zay ro famantara agnaminy voho agfnaminareo zisiky amin'ny havorohotanareo,amizay mba ho hainareo fa Ie gny Yaveh,zay nanoka gnanareo ho Gnazy.\v 14 Noho zay la tsy maintsy rambesinareo ho masy zay,sady voatoka ho Gnazy zay.Ka ze mandoto gnanizay la tsy maintsy ho vonoa ho maty tokoa.\v 15 Ndra ia ndra ia miasa amin'ny andro sabata,la tsy maintsy hala ami-gny vahoaky tokoa olo zay.Hatao agnatin'ny eny gnandro gny asa,fa amy gnandro faha fito la andro Sabata zay fitofa vatany,masy,natoka ho haja gnan'i Yavrh.Ndra ia ndra ia miasa amy gnandro Sabata la ho vanoa tokoa.
\v 12 Yaveh niresaky tamin'i Mosesy ka nanao hoe:"\v 13 Volagno Israelita reo hoe:"Tsy miantsy hajanareo tokoa gnandro Sabatan'i Yaveh,fa zay ro famantara agnaminy voho agfnaminareo zisiky amin'ny havorohotanareo,amizay mba ho hainareo fa Ie gny Yaveh,zay nanoka gnanareo ho Gnazy.\v 14 Noho zay la tsy maintsy rambesinareo ho masy zay,sady voatoka ho Gnazy zay.Ka ze mandoto gnanizay la tsy maintsy ho vonoa ho maty tokoa.\v 15 Ndra ia ndra ia miasa amin'ny andro sabata,la tsy maintsy hala ami-gny vahoaky tokoa olo zay.Hatao agnatin'ny eny gnandro gny asa,fa amy gnandro faha fito la andro Sabata zay fitofa vatany,masy,natoka ho haja gnan'i Yavrh.Ndra ia ndra ia miasa amy gnandro Sabata la ho vanoa tokoa.