auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-23 05:08:45 +03:00 committed by root
parent 2483601dff
commit 80aa700802
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 49 Zay lalagna zay hihatra amin'ny teratany vo gny vahiny zay
\v 49 Zay lalagna zay hihatra amin'ny teratany vo gny vahiny zay mipetraky eo aminareo." \v 50 Ka la tena nanao araky zay nadidian'i Yaveh an'i Mosesy vo Arona reo Israelita iaby. \v 51 Sady tamin'io andro io indrindra ro nandaisan'i Yaveh gny isan-tokon'Israely niboaky gny tany Egypta.