auto save
This commit is contained in:
parent
6a61d45db3
commit
601b419d9d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9 Hoy Mosesy hoe:"Handeha hisondry amin'ny tanora voho gny antitsy rahay,voho gnanakay johary voho gnanak'ampelanay.Handeha miaraky amin'aondry voho aosy voho aomby reo rahay,fotony tsy maintsy hisinisiny amin'i Yaveh zahay."\v 10 Fa hoy Farao tamin-drozy hoe:"Ho tahin'i Yaveh lahy nareo,laha ohatsy ka alefako handeha nareo voho gnanakareo reo.Sady hitako fa mana vetsivetsy raty nareo.\v 11 Aha!Mandena,gny johary agnaminareo avao,ka manompoa gnan'i Yaveh,fa zay raha ilanareo io."
|
||||
\v 9 Hoy Mosesy hoe:"Handeha hisondry amin'ny tanora voho gny antitsy rahay,voho gnanakay johary voho gnanak'ampelanay.Handeha miaraky amin'aondry voho aosy voho aomby reo rahay,fotony tsy maintsy hisinisiny amin'i Yaveh zahay."\v 10 Fa hoy Farao tamin-drozy hoe:"Ho tahin'i Yaveh lahy nareo,laha ohatsy ka alefako handeha nareo voho gnanakareo reo.Sady hitako fa mana vetsivetsy raty nareo.\v 11 Aha!Mandena,gny johary agnaminareo avao,ka manompoa gnan'i Yaveh,fa zay raha ilanareo io."La nandesy niboaky bak'amin'i Farao ao i Mosesy voho Arona.
|
Loading…
Reference in New Issue