auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-25 06:21:14 +03:00 committed by root
parent eee8eb8422
commit 4057f26059
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 Nanao bar avita amin'ny hazo akasia i Bezalila__limy ho an'ny rafitsy gny ilany tabernakely, \v 32 bara limy ho an'ny rafitsy amin'ny ilan'ny tabernakely hafa, sady bara limy ho an'ny rafitsy ao an-dambosin'ny ta
\v 31 Nanao bar avita amin'ny hazo akasia i Bezalila__limy ho an'ny rafitsy gny ilany tabernakely, \v 32 bara limy ho an'ny rafitsy amin'ny ilan'ny tabernakely hafa, sady bara limy ho an'ny rafitsy ao an-dambosin'ny tabernakely miakandrefa. \v 33 Nataony teo agnivon'ireo rafitsy lay bara, zay hoe, antenanenany ambony, mba hahatrara gny farany roa. \v 34 Norakofany volamena reo rafitsy. Nagnamboatsy gny mason-drojon'ireo tamin'ny volamena ie, mba hampiasa