auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-25 06:21:14 +03:00 committed by root
parent 0aedf1ca7f
commit 3588834e93
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Natao tamin'ny volamena tsy mifangaro lay fipetrahan-jiro. Natao niaraky tamin'ny faladiany vo gny tahony gny fipetrahan-jiro. Gny kapoakiny, gny kiboribory, sady gny hazo la natao ampahany raiky aminy. \v 18 Nisy sampany eny niboaky bakamin''ireo sisiny__sampany telo niboaky tamin'ny sisiny raiky, sady sampany telo hafa ro niboaky amin'ireo sisiny amin'ny fipetrahan-jiro. Gny sampany voalohany la nana ka
\v 17 Natao tamin'ny volamena tsy mifangaro lay fipetrahan-jiro. Natao niaraky tamin'ny faladiany vo gny tahony gny fipetrahan-jiro. Gny kapoakiny, gny kiboribory, sady gny hazo la natao ampahany raiky aminy. \v 18 Nisy sampany eny niboaky bakamin''ireo sisiny__sampany telo niboaky tamin'ny sisiny raiky, sady sampany telo hafa ro niboaky amin'ireo sisiny amin'ny fipetrahan-jiro. Gny sampany voalohany la nana kapoaky telo vita manahaky gny felan'ny amandia mamelatsy, miaraky amin'ny kibory raiky vo hazo raiky. \v 19 Sady kapoaky telo natao manahaky gny amadia mamelatsy tamin'ny sampany raiky hafa miaraky tamin'ny raiky hafa, miarak