auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-13 15:24:46 +03:00 committed by root
parent f475e066e4
commit 29b8713fbe
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Sady hoy i Yaveh tagnamin'i Mosesy hoe: " Mifohaza maraindray be, mitsangana eo alohan'i Farao, sady volagno ie hoe: " Yaveh, Ndranagnahary gny Hebreo, nisafa zao: " Engao gny oloko handeha mba hahafahan-drozy manompo Gnahy." \v 14 Fa amin'izay f
\v 13 Sady hoy i Yaveh tagnamin'i Mosesy hoe: " Mifohaza maraindray be, mitsangana eo alohan'i Farao, sady volagno ie hoe: " Yaveh, Ndranagnahary gny Hebreo, nisafa zao: " Engao gny oloko handeha mba hahafahan-drozy manompo Gnahy." \v 14 Fa amin'izay fotoa zay la handefa reo areti-mandringa iaby amin-gny vatanao, amin'ireo mpanomponao, voho amin'ireo olonao Zaho. Hataoko zao mba hahafantaranao fa tsy misy manahaky Gnahy amin-gny tany iaby.