auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-14 06:07:35 +03:00 committed by root
parent 0150b7cfba
commit 20e1f50e28
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 La nanganiky gny vohitry Mosesy,Arona,Nadaba,Abiho,voho gny fito-polo tamy reo loholon'ny Israely.\v 10 Nahita gnan'Andrianagnaharin'Israely rozy.Nisy vato mirary vita tamin'ny vato safira gny tambany tombony eo,sady nazava manahaky lagnitsy igny aza.\v 11
\v 9 La nanganiky gny vohitry Mosesy,Arona,Nadaba,Abiho,voho gny fito-polo tamy reo loholon'ny Israely.\v 10 Nahita gnan'Andrianagnaharin'Israely rozy.Nisy vato mirary vita tamin'ny vato safira gny tambany tombony eo,sady nazava manahaky lagnitsy igny aza.\v 11 Tsy nagnampatsy gny tagnany an-keloky Ndranagnahary,tamin'ny gnolo mpanday gnan'i Israely reo.Nahita an-dRagnahary rozy ka la nihina voho nino.