auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-15 19:34:52 +03:00 committed by root
parent c1a5f8fc46
commit 1d564415f1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Ka lafa ren'i Farao gny mahakasiky an'izay la mila gny hamono an'i Mosesy ie. Fe nandositsy an'i Farao Mosesy ka nipetraky tagny amin'ny Midiana. Ka nipetraky teo agnilany gny vavan-drano tany ie. \v 16 La nanagnanaky fito vavy gny mpisoron'ny Midiana. Avy rozy nangalaky rano,
\v 15 Ka lafa ren'i Farao gny mahakasiky an'izay la mila gny hamono an'i Mosesy ie. Fe nandositsy an'i Farao Mosesy ka nipetraky tagny amin'ny Midiana. Ka nipetraky teo agnilany gny vavan-drano tany ie. \v 16 La nanagnanaky fito vavy gny mpisoron'ny Midiana. Avy rozy nangalaky rano, ka nameno gny lokaloka fampinoma mba hagnomezany rano gnaondry voho gnaosy gny baban-drozy. \v 17 Avy reo mpiarak'aondry ka niezaky nandroaky gnazy reo, fe nandeha ka n