auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-13 15:24:46 +03:00 committed by root
parent 5989cb4ac1
commit 16839ff159
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 Nampikaiky gnan'i Mosesy voho Arona i Farao ka vinolany hoe: " Mandehana, manaova soro ho gnany Ndranagnaharinareo amin-gny taninareo ao avao."\v 26 Ka hoy Mosesy tagnaminy: "Tsy mety agnaminay zay, fotony gny soro ataonay amin'i Yaveh Tomponay la mampangaroharo gnan-gny Egyptiana reo, ka tsy hotorahin-drozy vato va zahay? \v 27 Aha! Gny handeha agnatiny telo andro agn'efitsy agny ro tsy maintsy hataonay, mba hanaovanay soro ho gnan'i Yaveh Ndranagnaharinay, fa zay ro nandidiany anay."
\v 25 Nampikaiky gnan'i Mosesy voho Arona i Farao ka vinolany hoe: " Mandehana, manaova soro ho gnany Ndranagnaharinareo amin-gny taninareo manoka ."\v 26 Ka hoy i Mosesy tagnaminy: "Tsy mety agnaminay gny manao izay, fa reo soro zay ataonay ho gnan'i Yaveh Ndran fotony gny soro ataonay amin'i Yaveh Tomponay la mampangaroharo gnan-gny Egyptiana reo, ka tsy hotorahin-drozy vato va zahay? \v 27 Aha! Gny handeha agnatiny telo andro agn'efitsy agny ro tsy maintsy hataonay, mba hanaovanay soro ho gnan'i Yaveh Ndranagnaharinay, fa zay ro nandidiany anay."