auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-23 05:08:45 +03:00 committed by root
parent 2d9bca0f1d
commit 105328eb76
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Sady nandesin'i Mosesy nisondry tagnaminy gny taolam-balon'i Josefa, fa Josefa nampifanta mare reo Israelita ka nivola hoe: " Azo antoky fa hamopnjy gnanareo Ndranagnahary, sady tsy maintsy handay gny taolam-baloko misondry agnaminareo nareo." \v 20 Nandeha bakagny Sokota reo Israelita sady nivory tao Etama teo amin'ny sisin'ny tany ef
\v 19 Sady nandesin'i Mosesy nisondry tagnaminy gny taolam-balon'i Josefa, fa Josefa nampifanta mare reo Israelita ka nivola hoe: " Azo antoky fa hamopnjy gnanareo Ndranagnahary, sady tsy maintsy handay gny taolam-baloko misondry agnaminareo nareo." \v 20 Nandeha bakagny Sokota reo Israelita sady nivory tao Etama teo amin'ny sisin'ny tany efitsy. \v 21 Yaveh nandeha teo alohan-drozy tao amin'ny andri-rahona tamin'ny atoandro mba hitariky gnazy reo agny an-dala. Sady gny alitara Ie la nandeha manahaky gny andri-fo mba hagnome gnazy ro nahafa