auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-13 15:24:46 +03:00 committed by root
parent b419185eca
commit 079902c745
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 La hoy i Yaveh tagnamin'i Mosesy hoe: " Mandehana agny agnamin'i Farao sady volagno ie hoe: ' Yaveh, Ndranagnahary gny Hebreo, Safagno zao: " Engao gny oloko handeha mba hahafahan-drozy reo manompo Gnahy." \v 2 Fa laha manda gny hagnenga gnazy reo handeha iha, laha mbo mitandraky gnan-drozy iha, \v 3 La ho eo amin-gny biby fihare egny am-baibo sady ho eo amin'ireo soavaly, ampondra, rameva, omby, sady
\v 1 La hoy i Yaveh tagnamin'i Mosesy hoe: " Mandehana agny agnamin'i Farao sady volagno ie hoe: ' Yaveh, Ndranagnahary gny Hebreo, Safagno zao: " Engao gny oloko handeha mba hahafahan-drozy reo manompo Gnahy." \v 2 Fa laha manda gny hagnenga gnazy reo handeha iha, laha mbo mitandraky gnan-drozy iha, \v 3 La ho eo amin-gny biby fihare egny am-baibo sady ho eo amin'ireo soavaly, ampondra, rameva, omby, sady reo ondry aman'osy gny tanan'i Yaveh, sady hiteraky areti-mandoza zany. \v 4 Samby hafa ro hitondran'i Yaveh gny biby fiopin'i Israely voho gny biby fiharen'i Egypta: tsy hisy ho faty gny biby