msh_exo_text_udb/38/30.txt

1 line
317 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-26 07:06:08 +00:00
\v 30 Taminy zay ro nanovany reo faladiany ho gnan'ny filira magnagny amy gny lay fihaogna,gny alitara varahina,gny makarakara varahina zay,gny fitaova iaby ho gnan'ny alitara, \v 31 reo faladiany ho gnan'ny kianja,reo fihantognan'ny lay iaby ho gnan'ny tabernakely,sady reo fihantognan'ny lay iaby ho gnan'ny kianja.