2021-05-25 12:42:36 +00:00
|
|
|
\v 21 Zao ro lisita momba gny taber5nakely,gny tabernakeliny gny lalagnan'ny fagnenkea,nala araky reo toromarik'i Mosesy zay io. Io la asan'ireo Levita teo ambany fitarihan'i Itamara anakilahin'i Arona mpisoro. \v 22 Bezalila anakilahin'i Ory anakilahin'i Hora,bakao amy gny fokon'i Joda,la nanao gny raha iaby ze nandidian'i Yaveh gnan'i Mosesy. \v 23 Oholiaba anakilahin'i Ahisamaka,bakao amy gny fokon'i Dana,la niasa niaraky tamin'i Bezalila ho mpanao sokitra,ho mpiasa tena mahay,sady ho mpanao ro mpandrary siky miloko bole,volomparasy,voho volon'aondry mena matsoky sady sikim-bazaha foty maliniky.
|