2021-07-08 08:38:03 +00:00
|
|
|
\v 6 Agnatiny fito andro la tsy maintsy mijabo mofo tsy misy lalivay nareo; amin-gny andro fahafito la hisy andro fisinisinia mba hanomezam-boninahitsy gnan'i Yaveh. \v 7 Mofo tsy misy lalivay ro tsy maintsy hojabo mandritra gny fito andro; tsy tokony hisy mofo misy lalivay akory hita eo agnaminareo. Tsy misy lalivay tokony ho hita misondry agnaminareo ao anatin-gny sisin-taninareo.
|