2021-07-10 07:18:55 +00:00
|
|
|
\v 23 La nitoliky i Farao sady nimpoly tao an-tragnony. Tsy nasiany dikany gny raha niseho teo. \v 24 Nihaly rano magnodidy an'ny renirano io gny Egyotiana mba hinomy, nefa tsy mahazo mino amy ranon-gny ony rozy. \v 25 Fa fito andro zay tafan-gny namangoan'i Yaveh gny renirano.
|