2021-07-07 13:52:44 +00:00
|
|
|
\v 1 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: " Ingo fa nataoko ho toy gny Ndranagnahary ho gnan'i Farao iha. Arona zokiko ro ho mpagnambara hafatsinao. \v 2 Iha ro hivola kila raha iaby hampiraharako gnanao. Hivola amin'i Farao i Arona rahalahinao mba hagnengany gny gn'olon' Israely hiala amin-gny taniny.
|