2021-05-11 12:56:42 +00:00
|
|
|
\v 10 Isaky gny mahajery any zay andry rahona zay ami-gny filira ami-gny lay gny fokonolo, la niary voho nanompo, gn' olo iaby gny filira ami-gny lainy regny. \v 11 Yaveh la nisafa nifagnatriky tarehy tami' i Mosesy, manahaky gn' olo misafa ami-gny namany. La nimpoly tan-toby agny Mosesy, fa i Jesoa mpanompony gn' anak' i Nona, zay tanora, la nijano tagnamin' ny gny lay.
|