2021-07-13 12:24:46 +00:00
|
|
|
\v 29 Hoy Mosesy tagnaminy hoe: " Laha vo miala eto amy toy tana toy zaho, hasondrotsy agny amin'i Yaveh gny tagnako. Hijano gny hotsoky, sady tsy hisy havandra sasy. Zany gny fomba hahaizanao fa gnan'i Yaveh gny tany. \v 30 Fa gny agnaminao voho reo mpanomponao, haiko fa tsy mbo tena magnome voninahitsy gnan'i Yaveh Ndranagnahary nareo."
|