msh_act_text_udb/25/21.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 21 Fa lafa nangataky gny hijano ao an-gadra mba hiamby gny fanapahan-kevitsy gny Amperora i Paoly, la nandily gnazy aho mba ho tandraha ao an-gadra ie mandra-pandefasako gnazy agny amin'i Kaisara." \v 22 Agripa nivola tamin'i Festosy hoe: " Te-hahanjanjy toy johary toy avao koa aho." " Hamaray, hoy Festosy: " Hahaja gnazy iha."