msh_act_text_udb/25/09.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 9 Nefa nila zay ahazoa gny fankasitrahan'ireo Jiosy i Festosy, sady noho izay la namaly gnan'i Paoly ie ka nivola hoe: " Te-hiakatsy ho agny Jerosalema va iha sady ho tsaraiko mikasiky regny raha tagny regny? \v 10 Hoy Paoly hoe: " Mitsangana eto agnatrehan'ny seza fitsaran'i Kaisara aho zay tsy maintsy hitsara gnahy. Tsy nanao raty gny Jiosy aho, araky gny fa hainao soa.