msh_2ti_text_udb/01/15.txt

1 line
517 B
Plaintext

\v 15 Hainareo izay, fa zay iaby nipetraky tagny Azia la nivaliky tagnamiko. Ao amin'io fikambana io reo Fizelio voho reo Hermozena. \v 16 Enga anie gny Tompo hagnome famindram-po amin'ny tokantragnon'i Onesiforo, fotony namelombelo gnahy matetiky ie sady tsy megnatsy tamin'ny gadrako. \v 17 Fa koa, lafa tagny Roma ie, la nila gnahy fatratry, ka jeriny aho. \v 18 Gny Tompo anie hampiseho gnazy ka hahajereany famindram-po bakagny amin'izay andro izay. Reo fomba iaby nagnampiany gnahy tao Efesosy, la hainareo soa.