msh_2ti_text_udb/01/12.txt

1 line
496 B
Plaintext

\v 12 Fa noho izay antony izay la mijaly amin'iregny raha regny avao koa aho. Fa tsy megnatsy zaho, fotony haiko Ie izay ninoako. Resy lahatsy aho fa afaky mitandraky zay fa nankiniko tagnaminy Ie mandra-pahavian'izay andro izay. \v 13 Tandraho gny ohatsy mikasiky reo hafatsy gny finoa zay janareo tagnamiko, miaraky amin'ny finoa voho fitiava zay ao amin'ny Kristy Jesosy. \v 14 Gny raha soa zay nataon-Dranagnahary tagnaminao, ambeno amin'ny alalan'ny Fagnahy Masy izay, zay miay ao amintsika.