msh_2ti_text_udb/01/01.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 1 Paoly, apostolin'i Kristy Jesosy tamin'ny alalan'ny sitrapon-Dranagnahary, araky gny fampanantenan'ny fiaigna zay ao amin'i Kristy Jesosy, \v 2 gnan'i Timoty, anaky tiany: Fahasoava, fiantrana, sady fiadagna avy amin-Dranagnahary gny Baba voho Kristy Jesosy Tompontsika.