auto save
This commit is contained in:
parent
3d11805c19
commit
c54cf84d1b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 8 Ka megnatsy amin'ny fijoroa vavolombelo mikasin'ny Tompontsika, na agnamiko, Paoly gny gadrany. Fa koa, mizara amin'ny fahoria gny filazantsara araky gny herin-Dranagnahary. \v 9 Fa Ndranagnahary ro namonjy antsika voho nikaiky antsika tamin'ny kaiky masy. Nanao izay Ie, tsy noho reo asantsika, fa nohon'ny drafitry zay fa nataony voho gny fahasoavany. Na la mbo tsy niandoha aza gny fotoa la fa nagnome gnantsika regny raha regny tao amin'i Kristy Jesosy ie. \v 10 Fa henanizao gny famonjen-Ndranagnahary la nambara tamin'ny alalan'ny fisehoan'i Kristy Jesosy mpagnavotsy gnantsika. Kristy zay nagnafoa gny fahafatesa sady nanday fiaigna zay tsy ho tapitsa mandrakizay mba hagnazava amin'ny alalan'ny filazantsara. \v 11 Noho izay, la voatondro ho mpitory teny aho, ho a
|
||||
\v 8 Ka megnatsy amin'ny fijoroa vavolombelo mikasin'ny Tompontsika, na agnamiko, Paoly gny gadrany. Fa koa, mizara amin'ny fahoria gny filazantsara araky gny herin-Dranagnahary. \v 9 Fa Ndranagnahary ro namonjy antsika voho nikaiky antsika tamin'ny kaiky masy. Nanao izay Ie, tsy noho reo asantsika, fa nohon'ny drafitry zay fa nataony voho gny fahasoavany. Na la mbo tsy niandoha aza gny fotoa la fa nagnome gnantsika regny raha regny tao amin'i Kristy Jesosy ie. \v 10 Fa henanizao gny famonjen-Ndranagnahary la nambara tamin'ny alalan'ny fisehoan'i Kristy Jesosy mpagnavotsy gnantsika. Kristy zay nagnafoa gny fahafatesa sady nanday fiaigna zay tsy ho tapitsa mandrakizay mba hagnazava amin'ny alalan'ny filazantsara. \v 11 Noho izay, la voatondro ho mpitory teny aho, ho apostoly, sady mpampianatsy. [Fanam
|
Loading…
Reference in New Issue