auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-01-27 17:42:06 +03:00 committed by root
parent 1929f1ff19
commit 8fd2a7a55e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Ka megnatsy amin'ny fijoroa vavolombelo mikasin'ny Tompontsika, na agnamiko, Paoly gny gadrany. Fa koa, mizara amin'ny fahoria gny filazantsara araky gny herin-Dranagnahary. \v 9 Fa Ndranagnahary ro namonjy antsika voho nikaiky antsika tamin'ny kaiky masy. Nanao izay Ie, tsy noho reo asantsika, fa nohon'ny drafitry zay fa nataony voho gny fahasoavany. Na la mbo tsy niandoha aza gny fotoa la fa nagnome gnantsika regny raha regny tao amin'i Kristy Jesosy ie. \v 10 Fa henanizao gny famonjen-Ndranagnahary la nambara tamin'ny alalan'ny fisehoan
\v 8 Ka megnatsy amin'ny fijoroa vavolombelo mikasin'ny Tompontsika, na agnamiko, Paoly gny gadrany. Fa koa, mizara amin'ny fahoria gny filazantsara araky gny herin-Dranagnahary. \v 9 Fa Ndranagnahary ro namonjy antsika voho nikaiky antsika tamin'ny kaiky masy. Nanao izay Ie, tsy noho reo asantsika, fa nohon'ny drafitry zay fa nataony voho gny fahasoavany. Na la mbo tsy niandoha aza gny fotoa la fa nagnome gnantsika regny raha regny tao amin'i Kristy Jesosy ie. \v 10 Fa henanizao gny famonjen-Ndranagnahary la nambara tamin'ny alalan'ny fisehoan'i Kristy Jesosy mpagnavotsy gnantsika. Kristy zay nagnafoa gny fahafatesa sady nanday fiaigna zay tsy ho tapitsa mandrakizay mba hagnazava amin'ny alalan'ny filazantsara. \v 11 Noho izay, la voatondro ho mpitory teny aho, ho