1 line
363 B
Plaintext
1 line
363 B
Plaintext
\v 32 Nagnome voninahitsy gnan'i Yaveh avao koa rozy, ka nanendry mpisoron'ireo fipetraha abo bakamin-drozy, ze nanao soro ho gnazy tao amin'ny tempoly tao amin'ireo toera abo. \v 33 Nagnome voninahitsy gnan'i Yaveh rozy sady nanompo reo ndranagnaharin-drozy tamin'ny fomba fataon'ireo firenena tamin'izay fomba fataon'ireo firenena tamin'izay fa nandesin-drozy. |