1 line
410 B
Plaintext
1 line
410 B
Plaintext
\v 9 Sady reo mpifehy an-jatony la nankato gny raha iaby zay nandidian'i Joiada mpisoro. Samby nangalaky gny olony gny kirakiraiky, reo zay nilitsy mba hanompo tamin'ny sabatsy, voho reo zay hijano hanompo tamin'ny sabatsy; la nandeha tagny amin'i Joiada mpisoro rozy. \v 10 sady namean'i Joiada mpisoro gny mpifehy an-jatony gny lefo voho gny apinga zay gnan'i davida Mpanjaka voho zay tao an-tragnon'i yaveh. |