msh_2ki_text_reg/25/27.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 27 Tatoy afara tamin'ny faha telopolo fitoamby tao naha-sesitany gnan'i Joakina mpanjakan'i Joda, gny vola faha folo roamby , andro faha roapolo fitoamby vola , la namotsotra gnan'i Joakina mpanjakan'i Joda tagny am-ponja i Evila-merodaka mpanjakan'i Babylona. Tamin'ny tao nanombohan'i Evila-merodaka nanjaka io ro niseho.