msh_2ki_text_reg/25/25.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 25 Kanefa tamin'ny vola fahafito i Ismaela anaky lahin'i Elisama, bakamin'ny mpianakavian'ny mpanjaka , la nandeha niaraky taminy folo lahy sady nanafiky gnan'i Gedalia. Maty niaraky tamin'ireo olon'i Joda voho reo Babyloniana zay niaraky taminy tany Mizpa i Gedalia. \v 26 Sady gny fokonolo iaby, gny kely mare ka hatramin'ny lehibe mare, voho reo lehiben'ny miaramila, la niainga sady nagnagny Egypta, fotony natahotsy gnan'ireo Babyloniana rozy.